Lalao menafify

Lalao menafify

Lalao Menafify Indreto ny menafify mpitarika teo anivon'ny faritany Tily Analamanga andrefana rehefa nahatanteraka ny Lalao menafify ny andron'ny 22, 23 ary 24 aprily 2016. Niainga teo Anosivavaka ary nandalo an'Ambohimangakely -> Anjepy -> Andriampamaky -> Talatan'Ivolonondry -> Ambohidrabiby -> Antsofin'ondry -> Betafo izay nanaovana ny firahalahiana menafify. Afa-po ny rehetra, tratra ny tanjona : lalao ny tily. Hetsiky ny MEFAR faraparany ny Loko menafify izay hanehoana ny fisian'ny sampana menafify eo anivon'ny fiaraha-monina. Jeu corporatif Lalao Menafify. Vous trouverez sur la photo toute l'équipe Menafify du district d'Analamanga Ouest après l'épreuve qui s'est déroulée les 22, 23 et 24 Avril 2016. Le depart s'est donné à Anosivavaka Ambohimanarina en passant par Ambohimangakely, Anjepy, Andriampamaky, Talatan'Ivolonondry, Ambohidrabiby et Antsofin'ondry avant d'atteindre Betafo, là où s'est tenue une petite collation de tradition. Un événement amical qui s'est déroulé en tout fair-play et qui prouve encore que Le scoutisme est et restera un jeu. Le prochain événement, datant du 02 Juillet prochain, se tiendra pour une autre manifestation, loko menafify.

Share via

Share